Pèlerinage Jérusalem Novembre 2019

Noho ny fangatahan’ny maro sy ny vokatra ara-panahy betsaka azo tamin’ny pelerinazy volana May tany Jerosalema dia Ilazana isika mpikambana na ireo namana ao amin’ny Fiangonana Katolika fa hisy “pelerinage” atao any Jerosalema ny volana novambra 2019.

Efa misokatra ny fisoratana anarana ao amin’ny frère Angelo sy Mpandrindra national Marie Hasimbola , ka 9.300.000ariary ny sarany (fitanterana, ny sakafo atoandro sy hariva, ny trano ary ny visa sy ny assurance).Faran’ny fisoratana anarana 25 septambra 2019.

Ny andinidininy sy ny fanazavana momba izany dia hantsoina I Frère (03473 431 00) Angelo na ny Mpandrindra National Marie Hasimbola (034 06 885 80),