Fihofanana Fianarantsoa 19-20-21-22 Jolay 2018

Natokana ho an’ny diosezy lafiny atsimo atsinanana (Fianarantsoa, Manjanjary, Faragangana, Ambositra, Antsirabe, Toliara, Tolagnaro)

Daty: 19-20-21-22 Jolay 2018
Toerana: Atamponjina Fianarantsoa
Sarandasy: mbola ho faritana
Sakafo: vidiana eny an-toerana(vidiny mirary)
Fitaovana entina: fihinanana, fidiovana, kahie sy baiboly
Olona asaina: Aomonie, Ekipa pastoryaly diosezy, Zoky ao ami’ny Minisitera 5.