Pèlerinage Jérusalem Novembre  2019

Pèlerinage Jérusalem Novembre 2019

Posted on

Noho ny fangatahan’ny maro sy ny vokatra ara-panahy betsaka azo tamin’ny pelerinazy volana May tany Jerosalema dia Ilazana isika mpikambana na ireo namana ao amin’ny Fiangonana Katolika fa hisy “pelerinage” atao any Jerosalema ny volana novambra 2019.

Pèlerinage à Jérusalem 2019

Pèlerinage à Jérusalem 2019

Posted on

Araka ny voalaza tany amin’ny kongresy Ambatondrazaka dia manomana Pélérinage ho any Jerosalema isika ka toy izao ny mombamomba izany mba hahafahantsika miomana : Fotoana : 19-29 May 2019 Fiaingana : 18 May 2019 Fiverenana : 29 May Sarany: 2.300 Euros na 9.660.000 Ar Hamaky ny tohiny

MINISTERAN’NY FANDAMINANA SY FANENTANANA

MINISTERAN’NY FANDAMINANA SY FANENTANANA

Posted on

Ny Andriamanitra inoantsika dia Andriamanitry ny fiadanana, Andriamanitry ny filaminana sy ny hatsarana. Noho izany, izay rehetra ataontsika amin’ny fiaraha-miasa amin’Izy Andriamanitra dia tokony hifanaraka sy ho taratra amin’ireo toetran’Andriamanitra ireo. Amin’ny maha-olombelona vatana, saina ary Fanahy dia tokony ho Hamaky ny tohiny

CROISADE DES COEURS PURS

CROISADE DES COEURS PURS

Posted on

« Ady ho amin’ny fahamasinan’ny tanora» Teo amin’ny tantaran’ny Fiangonana Katolika dia efa re ombieny ombieny ny teny hoe « croisade ». Tamin’ny taonjato faha 12 sy faha 13 dia babon’ny finoana silamo ny tanànan’ny Jerosalema. Ka mba hamerenana indray an’io tanàna masina Hamaky ny tohiny

Pèlerinage Jérusalem Novembre 2019

Noho ny fangatahan’ny maro sy ny vokatra ara-panahy betsaka azo tamin’ny pelerinazy volana May tany Jerosalema dia Ilazana isika mpikambana na ireo namana ao amin’ny Fiangonana Katolika fa hisy “pelerinage” atao any Jerosalema ny volana novambra 2019.

Aomônie sy mpandrindra nasionaly

Zoky Julio

Mpandrindra nasionaly ny tanora croisade des cœurs purs.